Teny iditra | aina ara-psikolojia | |
Singan-teny | aina ; ara- (araka) ; psikôlôjia | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fisian'ny saina amam-panahy eo amin'ny olona; ny fivoarany sy ny fifandraisan'izy ireo amin'ny manodidina [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Vie psychologique [1.13] | |
Voambolana | Filôzôfia | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18 |